Vokatra Novambra 2016

vokatra-asabotsy-19-novambra-2016

Ny vokatra ny fiangonantsika dia hatao ny asabotsy 19 novembre ho avy izao.
Ny toerana dia ao amin’ny restaurant iray ao amin’ny 1 cité de la Vache noire, 94110 Arcueil. 

Accès : dernier étage du centre commercial. Entrée par l’assenceur.

Hisy sakafo asiatique azo hanaranam po ( à volonté) amin’io fotoana io.

Fandraisana anjara : 

  • Lehibe : 25€
  • Ankizy (<12 taona) : 12€