Concert de Nöel 2016

asabotsy-17-desambra-2016

Ny asabotsy 17 décembre, manomboka amin’ny 3 ora ka atramin’ny 9 ora alina , eto amin’ny 58 rue madame, no hanaovantsika fety fankalazana ny Noely ny Fihobiana Paris, fetim pianakaviana, izay handraisan ‘ireo sampana sy mpiangona rehetra anjara,

Amin’io fotoana io dia iangaviana isika hitondra tsakitsaky sy izay sakafo sahaza antsika, ary fanalana hetaheta, Ny fiangonana no miantoka ny Bûche de Noël,

Koa manentana antsika mba ho tonga maro amin’io fetim pianankaviana io, ento ny havana amantsakaiza