Araka ny fanaontsika isan taona dia any amin’ny ERF Etoile no manao ny fotoampivavahana ny 25 décembre isika.
Amin’ity taona ity anefa, dia nianjera andro alahady ny 25 décembre , ka ampiasain’ny tompotrano ny Fiangonana.
Koa dia ao amin’ny 58 rue madame ihany izany isika no hanao ny fotoampivavahana, fankalazana ny Noely
- Toerana : 58 Rue Madame, 75006, Paris
- Métro 4 : Saint-Sulpice / Saint Placide
- Métro 12 : Notre-Dame des Champs
- RER B : Luxembourg
- Ora : 10h30
Fifandraisana : 07 52 16 64 52 / 06 16 88 87 41