« Raha tonga ny fanahin’ny fahamarinana, dia izy no hitari-dalana anareo ho amin’ny marina » Jaona 16 : 13
« Isika tia, satria Izy dia efa tia antsika taloha« I Jaona 4 : 19
ALAHADY 04 JIONA 2017
Fanompoam-pivavahana amin’ny 10h30,
EPUF Luxembourg, 58 Rue Madame – 75006 Paris
Andro lehibe : famaranam-bokatra – batisa – fanokanana mpandray
Rakitra fanolorana valompim–bokatra
Fiaraha-manala hetaheta atolotry ny Fiangonana