Ireo hafatr’I Kristy ho an’ireo Fiangonana fito tamin’ny taonjato voalohany tany andrefan’I “Asie mineure” dia nosoratana mba ho famporisihana sy ho fananarana ary ho
Tag: fampianarana
Smyrna – Apokalypsy 2:8-11
I – FAMPIDIRANA 1 – Ny tanànan’i Smyrna Tamin’ny fotoana nanoratana ny Apokalypsy, Smyrna dia tanàna lehibe sy tsara tarehy, nirehareha noho ny hareny