Vokatra SVK 2017

Vokatra SVK 2017

 

Ny vokatry ny Sampana Vehivavy Kristiana eto amin’ny Tafo FPMA Fihobiana-Paris dia ho tanterahina ny Asabotsy faha-03 Jona 2017, ao amin’ny EPUF Pentement Luxembourg – 58 rue Madame, 75006 Paris, manomboka amin’ny 12h30.

Ny vidim-pidirana dia 20€ ho an’ny lehibe / 10€ ho an’ny ankizy (-12 ans)