Fetim-piangonana FPMA Fihobiana-Paris

“Sambatra izay mitoetra eo an-tànanao, Andriamanitra ô; hidera Anao mandrakariva aho” Salamo 84 : 4

Fetim-piangonana FPMA Fihobiana Paris

  •  Sabotsy 23 Jona 2018 amin’ny 12h30
  • 47 rue Dulong, 75017 Paris – (Métro : Villiers / Rome – Train : Pont Cardinet)

Iarahana amin’ny tarika Voahirana sy ny Fiangonana iray manontolo.

Tombola (5€) afaka ahazoana billet Paris-Tana-Paris (HT)

 

Fidirana : Lehibe : 25€; Ankizy (-13 taona) : 12,50€

Fifandraisana : 06 13 21 16 22 / fpmafihobiana@gmail.com