Noely Fihobiana 2018


“Ny Teny no tena Mazava, izay mahazava ny olona rehetra” Jaona 1:9

Toy ny isan-taona dia hotanterahina ao amin’ny EPUdF Etoile ny fankalazana ny Noelin’ny FPMA Fihobiana-Paris.

  • Fotoana : Talata faha-25 Desambra 2018 amin’ny 3 ora
  • Toerana : EPUDF Etoile – 54 avenue de la Grande Armée, 75017 Paris (métro Argentine)

Koa manasa antsika rehetra izay mandalo ho tonga hanakalaza ny Noely.

Fifandraisana : 06 13 21 16 22