{"id":338,"date":"2013-04-17T14:21:48","date_gmt":"2013-04-17T13:21:48","guid":{"rendered":"http:\/\/fpmafihobiana.org\/v4\/?p=338"},"modified":"2013-04-17T14:48:20","modified_gmt":"2013-04-17T13:48:20","slug":"ireo-hafatri-kristy-ho-anny-fiangonana-fito-apok-119-20","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/?p=338","title":{"rendered":"Ireo hafatr&rsquo;I Kristy ho an&rsquo;ny fiangonana fito (Apok. 1:19-20)"},"content":{"rendered":"<p style=\"text-align: justify;\" align=\"center\">Ireo hafatr\u2019I Kristy ho an\u2019ireo Fiangonana fito tamin\u2019ny taonjato voalohany tany andrefan\u2019I \u201cAsie mineure\u201d dia nosoratana mba ho famporisihana sy ho fananarana ary ho fampiorenana ho an\u2019ny mpino sy ireo Fiangonana hatramin\u2019izay ka hatramin\u2019izao (ampit.2:7,11,17,29; 3:6,13,22). Voarakitra ao anatin\u2019ireo hafatra natao ho an\u2019ireo Fiangonana ankehitriny ireo:<!--more--><\/p>\n<p>1)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny fanambar\u00e0na izay zavatra tian\u2019I Jesosy manokana sy hanombanany ny Fiangonany, sady hanehoany izay zavatra h\u00e0lany sy heveriny ho heloka.<\/p>\n<p>2)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny filazana mazava avy amin\u2019I Kristy mikasika:<\/p>\n<p style=\"padding-left: 30px;\">a)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny vokatry ny tsy fankatoavana sy ny tsy firaharahana ny fiainam-panahy<br \/>\nb)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny valim-pitia noho ny fiambenana ara-panahy ary ny fahatokiana an\u2019I Kristy.<\/p>\n<p>3)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny fitsipika izay hitarafan\u2019ny Fiangonana sy ny olona tsirairay ny tena toe-panahiny marina eo anatrehan\u2019Andriamanitra.<\/p>\n<p>4)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny ohatra iray maneho ny fomba fiasan\u2019I Satana hanafihana ny Fiangonana na ny Kristiana tsirairay.<\/p>\n<p>Ity lohahevitra ianarantsika ity dia mandinika ny fisehon\u2019ny lafin\u2019ireo hafatr\u2019I Kristy, ka aseho amin\u2019ny endrika fanontaniana sy valiny.<b><\/b> <!--nextpage--><\/p>\n<h1 class=\"none\">1 \u2013 Izao moa no derain\u2019I Kristy?<\/h1>\n<p>Noderain\u2019I Kristy ny Fiangonana noho:<\/p>\n<p style=\"padding-left: 30px;\">a)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 ny tsy nandeferany tamin\u2019ireo mpanao ratsy (Apok 2:2); *<br \/>\nb)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 \u00a0\u00a0ny nizahany toetra ny fiainana sy ny foto-pampianarana ary ny fanambaran\u2019ireo mpitarika Kristiana (2:2);<br \/>\nc)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 ny naharetany tamin\u2019ny finoana, ny fitiavana, ny fijoroana ho vavolombelona, ny fanompoana ary ny fiaretana\u00a0 fahoriana ho an\u2019I Kristy (2:3,10,13,19,26).<br \/>\nd)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 ny nankahalany izay zavatra ankahalain\u2019Andriamanitra (2:6).<br \/>\ne)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 ny nandreseny ny fahotana sy Satana ary izao tontolo izao izay tsy manana toe-panahy araka an\u2019Andriamanitra (2:7,11,17,26; 3:5,12,21).<br \/>\nf)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 ny fandavany tsy hanaraka ny fahalotoana misy eto amin\u2019izao tontolo izao sy ny fanarahan\u2019ny Fiangonana ny fanaon\u2019izao tontolo izao (2:24; 3:4).<br \/>\ng)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 noho ny nitandremany ny tenin\u2019Andriamanitra (3:8,10).<\/p>\n<h1 class=\"none\">2 \u2013 Manao ahoana ny valim-pitia omen\u2019I Kristy an\u2019ireo Fiangonana izay maharitra sy mitoetra amin\u2019ny fifikirana amin\u2019Andriamanitra sy ny Teniny?<\/h1>\n<p>Mamaly fitia ireo Fiangonana mitandrina izany I Kristy ka:<\/p>\n<p style=\"padding-left: 30px;\">a)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Manafaka azy amin\u2019ny fotoan\u2019ny fitsarana izay hanjo ny tany rehetra (3:10)<br \/>\nb)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Hanolotra fitiavana azy ireo sy hankeo aminy ary hanana fifandraisana lalina amin\u2019izy ireo (3:20).<br \/>\n<b>c)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 <\/b>Hitahy azy ka hanome azy ny fiainana mandrakizay miaraka amin\u2019Andriamanitra (Apok.2:11, 17,26; 3:5,12; 21:7).<\/p>\n<p><!--nextpage--><\/p>\n<h1 class=\"none\">3 \u2013 Inona no zavatra nomelohin\u2019I Kristy?<\/h1>\n<p>Nomelohin\u2019I Kristy ny Fiangonana noho:<\/p>\n<p style=\"padding-left: 30px;\">a)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 ny nampihenany ny fifandraisana lalina manokana tamin\u2019I Kristy sy Andriamanitra (Apok 2:4).<br \/>\nb)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny nialany tamin\u2019ny finoana ara-Baiboly (2:14-15,20).<br \/>\nc)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny nandeferany tamin\u2019ny fahalotoana teo anivon\u2019ireo mpitarika ny Fiangonana sy ireo manam-pahefana ao (2:14-15, 20);<br \/>\nd)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny nahatonga azy ireo ho faty (3:1)<br \/>\ne)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Matimaty ara-panahy (3:15-16);<br \/>\n<b>f)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 <\/b>Ny nanakalozany ny tena fiainam-panahy, izany hoe: ny fahadiovana sy ny fahamarinana ary ny fahendrena ara-panahy (3:8) tamin\u2019ny fahombiazana sy ny harena ivelany ihany (3:17).<\/p>\n<h1 class=\"none\">4 \u2013 Inona no fomba entin\u2019I Kristy manafay ireo Fiangonana efa mitotongana ara-panahy sady mandefitra amin\u2019ny fahalotoana?<\/h1>\n<p>Ny fomba hamaizany ireny Fiangonana ireny dia:<\/p>\n<p style=\"padding-left: 30px;\">a)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny fanal\u00e0ny azy ireny ao amin\u2019ny toerana misy azy ao amin\u2019ny fanjakan\u2019Andriamanitra (Apok.2:5; 3:16).<br \/>\nb)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Ny fanesorany ny fanatrehany, ny herin\u2019ny Fanahy Masina, ny hafatry ny famonjena ara-Baiboly marina ary ny fiarovany ny mambra amin\u2019ny fandringanan\u2019I Satana (Apok.2:5,16,22-23;3:4,16; jereo Mat 13, naoty momba ny tsara sy ny ratsy ao amin\u2019ny fanjakan\u2019Andriamanitra).<br \/>\n<b>c)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 <\/b>Ny fitsaran\u2019Andriamanitra ireo mpitarika ao (Apok.2:20-23).<b><\/b><\/p>\n<p>\u00a0<!--nextpage--><\/p>\n<h1 class=\"none\">5 \u2013 Inona no hafatra ambaran\u2019I Kristy mikasika ny fironana mahazatra misy eo amin\u2019ny Fiangonana ny amin\u2019ny tsy fitomboana ara-panahy sy ny fitotonganana ary ny fial\u00e0na amin\u2019ny foto-pinoana (apostasie)?<\/h1>\n<p style=\"padding-left: 30px;\">a)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Nampatsahivin\u2019ireo taratasy fito ireo fa mora mirona ho any amin\u2019ny fahadisoana sy ny fanekena ny fampianaran-diso ary ny fanarahana ny faharatsiana sy ireo zavatra manohitra an\u2019Andriamanitra ety an-tany ny Fiangonana (Gal.5:17).<br \/>\n<b>b)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 <\/b>Ho fanampin\u2019izany dia fantatsika mazava fa mora ahilangilan\u2019ny fampianaran\u2019ny olona sandoka sady ratsy fanahy no tsy mahatoky ny Fiangonana (Apok.2:2, 14-15,20). Izany antony izany no tsy ahazoana mandray ny fiainam-panahin\u2019ny Fiangonana ankehitriny ho fandrefesana ara-dal\u00e0na ny sitrapon\u2019Andriamanitra, na ho fanamarinana faratampony mba hamaritana ny tena fahamarinana sy foto-pampianarana tsy misy kilema. Ny Filazantsara, izany hoe: ny hafatr\u2019I Kristy tany am-boalohany sy ny hafatr\u2019ireo Apostoly no fahefana faratampony ahafahantsika mandrefy ny halalin\u2019ny fahamarinana sy ny hadisoana.<b><\/b><\/p>\n<p><!--nextpage--><\/p>\n<h1 class=\"none\">6 \u2013 Inona avy ireo fomba azon\u2019ny Fiangonana ampiasaina hisorohana ny fihemorana ara-panahy sy ny fitsarana ataon\u2019I Kristy amin\u2019izany?<\/h1>\n<p>Fomba maromaro no voalazan\u2019ity taratasy ity:<\/p>\n<p style=\"padding-left: 30px;\">a)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Voalohany sady lehibe indrindra dia tokony ho vonona \u201chihaino izay lazain\u2019ny Fanahy amin\u2019ny Fiangonana\u201d ny Fiangonana rehetra (Apok 2:5-7, 16-17,21). Ny tenin\u2019I Jesoa Kristy ihany no tokony ho tari-d\u00e0lana mandrakariva ho an\u2019ny Fiangonana (1:1-5). Ilay Teniny, araka izay nambara tamin\u2019ireo Apostoly ao amin\u2019ny Test.Vaovao tamin\u2019ny alalan\u2019ny Fanahy Masina no tari-d\u00e0lana ahafahan\u2019ny Fiangonana mamantatra ny amin\u2019ny toetran\u2019ny finoany sy ny zavatra fanaony, mba ahafahany manavao ny fiainam-panahiny indray (2:7,11,17,29).<br \/>\nb)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Tokony hamantatra ny toetry ny ara-panahiny eo anatrehan\u2019Andriamanitra hatrany ny Fiangonana, ka hanitsy ny fetra tsy hahazoany mandefitra amin\u2019ny fanafahana izao tontolo izao sy ny fahalotoana eo anivon\u2019ireo mambra ao aminy (2:4,14-15,20; 3:1-2,14-17).<br \/>\nc)\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0\u00a0 Azon\u2019ny Fiangonana na ny fikambanana atao anefa ny mampijanona ny fitotonganana (fihemorana) ara-panahy raha toa ka mibebaka marina izy ireo, ka marisika tsara hiverina amin\u2019ilay fitiavana voalohany, ny fahamarinana, ny fahadiovana ary ny herin\u2019ny fanambarana ara-tSoratra Masina nataon\u2019I Jesoa Kristy (2:5-7, 16-17; 3:1-3,15-22).<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Ireo hafatr\u2019I Kristy ho an\u2019ireo Fiangonana fito tamin\u2019ny taonjato voalohany tany andrefan\u2019I \u201cAsie mineure\u201d dia nosoratana mba ho famporisihana sy ho fananarana ary ho<\/p>\n","protected":false},"author":1,"featured_media":0,"comment_status":"closed","ping_status":"open","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"footnotes":""},"categories":[87],"tags":[21,88,79],"class_list":["post-338","post","type-post","status-publish","format-standard","hentry","category-etudes-bibliques","tag-fafats","tag-fampianarana","tag-zaikabe"],"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/338","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/users\/1"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fcomments&post=338"}],"version-history":[{"count":8,"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/338\/revisions"}],"predecessor-version":[{"id":341,"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=\/wp\/v2\/posts\/338\/revisions\/341"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fmedia&parent=338"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Fcategories&post=338"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/fpmafihobiana.org\/index.php?rest_route=%2Fwp%2Fv2%2Ftags&post=338"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}