Alahady 06 Novambra 2016 : Alahady fiderana an’Andriamanitra sy fisaorana ary fitondrana am-bavaka an’ny Mpitandrina Mpandrindrantsika Zaranaina ANDRIALAMPISON mivady noho ny fotoana nafoiny sy natokany hitondrana ny teny sy ny hikarakarana isan’andro antsika mpiara-mivavaka ao amin’ny FPMA FIHOBIANA PARIS.
Koa tongava maro hanatrika izany fotoan-dehibe izany.
Dera sy laza ho an’Andriamanitra irery ihany !

