NY RAN’I KRISTY: FANAVOTANA HO ANTSIKA Voalaza ao amin’ny 9, 22 fa raha tsy misy rà latsaka dia tsy misy famelan-keloka. Izany no fombam-pivavahana
Etudes Bibliques
Ireo hafatr’I Kristy ho an’ny fiangonana fito (Apok. 1:19-20)
Ireo hafatr’I Kristy ho an’ireo Fiangonana fito tamin’ny taonjato voalohany tany andrefan’I “Asie mineure” dia nosoratana mba ho famporisihana sy ho fananarana ary ho
Smyrna – Apokalypsy 2:8-11
I – FAMPIDIRANA 1 – Ny tanànan’i Smyrna Tamin’ny fotoana nanoratana ny Apokalypsy, Smyrna dia tanàna lehibe sy tsara tarehy, nirehareha noho ny hareny