« Kiraroy ny fahavononam-panahy avy amin’ny filazantsaran’ny fihavanana ny tongotrareo » Efesiana 6 : 15
Tonga indray ny fetimpiangonana FPMA Fihobiana-Paris fanaontsika isa-taona miaraka amin’ireo havana aman-tsakaiza rehetra tsy misy akanavaka.
Ny fotoana dia ao amin’ny restaurant Let’s WOK – 1 Cité de la Vache Noire 94110 Arcueil, ny Sabotsy faha-21 Oktobra 2017 amin’ny 12 ora.
Hisy amin’izany ny Hira – Tononkalo – Tantara – Zava-kanto – Kolontsaina hataon’ny zanaky ny Fiangonana, ary koa ny fiaraha-misakafo tsy misy fetrany.
Fandraisana anjara :
– Lehibe : 25€
– Ankizy : 15€ (-8 taona)
Fifandraisana : 07 52 16 64 52 – 06 15 80 23 87