« Sambatra izay mitoetra eo an-tànanao, Andriamanitra ô; hidera Anao mandrakariva aho » Salamo 84 : 4
Fetim-piangonana FPMA Fihobiana Paris
- Sabotsy 23 Jona 2018 amin’ny 12h30
- 47 rue Dulong, 75017 Paris – (Métro : Villiers / Rome – Train : Pont Cardinet)
Iarahana amin’ny tarika Voahirana sy ny Fiangonana iray manontolo.
Tombola (5€) afaka ahazoana billet Paris-Tana-Paris (HT)
Fidirana : Lehibe : 25€; Ankizy (-13 taona) : 12,50€
Fifandraisana : 06 13 21 16 22 / fpmafihobiana@gmail.com