« Ny Teny no tena Mazava, izay mahazava ny olona rehetra » Jaona 1:9
Toy ny isan-taona dia hotanterahina ao amin’ny EPUdF Etoile ny fankalazana ny Noelin’ny FPMA Fihobiana-Paris.
- Fotoana : Talata faha-25 Desambra 2018 amin’ny 3 ora
- Toerana : EPUDF Etoile – 54 avenue de la Grande Armée, 75017 Paris (métro Argentine)
Koa manasa antsika rehetra izay mandalo ho tonga hanakalaza ny Noely.
Fifandraisana : 06 13 21 16 22