Le culte de ce dimanche 24/04/2022 à 10h30 aura lieu exceptionnellement à cette adresse :
Maison St Vincent – 34 rue des Tournelles – 94240 L’hay les Roses
======================
Ampifaliana hatrany no hiarahabana antsika amin’ny Anaran’ny Tompo,
Ny fotoam-pivavahana amin’ny alahady 24/04/2022 dia eny amin’ny
Maison St Vincent – 34 rue des Tournelles – L’hay les Roses
Hanomboka amin’ny 10 ora sasany toy ny mahazatra
Tsy hisy fotoam-pivavahana any amin’ny 58 rue madame.
Amin’ny alahady 1 mey, alahady fandraisana, kosa dia hifamotoana eny amin’ny 58 rue madame indray isika, amin’ny 10 ora sy sasany ihany.
Mametraka antsika eo ambany Fahasoavan’ny Tompo hatrany
Ny Komity