Accueil Actualités 28 janvier 2024 Fametrahana Mpiandraikitra Posted By: Serasera Ny FPMA Fihobiana-Paris dia faly manasa antsika hanatrika ny fotoam-pivavahana fanokanana diakona sy loholona ary fametrahana mpiandraikitra, ny alahady 04 Febroary amin’ny 10ora maraina ao amin’ny 58 rue Madame, Paris 6è