Miarahaba antsika mpianakavin’ny finoana eto amin’ny Tafo Fihobiana Paris.
Indro ary ampitaina amintsika ireo Soso -kevitra Teny Faneva 7 sy Verset Biblique miaraka aminy, ho an’ Tafotsika, izay hisafidianantsika Mpandray ny Fanasan’ny Tompo amin’ny Alahady 19 Octobre 2025 izao.
Koa samia ary mijery sy mandinika izany dieny izao.
Mirary soa antsika rehetra.
Manonona ny fiadanan’ny Tompo ho amintsika rehetra.NY BIRAO FPMA FIHOBIANA PARIS