Hafatra Pastoraly Pentekosta 2023

Ho an’ny Mpitandrina sy ny Tompon’andraikitra isan’ ambaratonga eo anivon’ny FPMA,
Ho an’ny vahoaka FPMA,

Dia mbola faly miarahaba hatrany antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesoa Kristy Lohan’ny Fiangonana.

Indro halefa amintsika ny Hafatra Pastoraly amin’izao Pentekostra 2023 avy amin’i Pasteur Jean-Teddy RAMAHERIJAONA , Mpanolontsaina ny birao foibe FPMA.

Dia mirary ny Fitahian’i Jesoa Tompo ho antsika sy ankohonantsika tsirairay amin’izao ankatokin’ny Pentekostra izao.

Ny birao foibe FPMA