« Hankalaza an ‘Andriamanitra aho raha mbola miaina koa »
Salamo 104 : 33
Tanterahina ny Alahady faha-17 Aprily hatramin’ny Alahady faha-15 Mey 2016 izao ny voka-dehibe ao amin’ny tafo FPMA Fihobiana-Paris.
Amin’izany dia hisy ny fivarotana barquettes (tsakitsaky sy sakafo malagasy) hataon’ny sampana aorian’ny fotoam-pivavahana.
Ireto avy ny sampana mandray anjara amin’izany :
• Alahady 24 Aprily : Antoko Mpihira (A.M.F.) sy Sampana Zavamaneno (S.Z.M.)
• Alahady 1 Mey : Sampana Vehivavy (S.V.K.) sy Sampana Lehilahy Kristiana (S.L.K.)
• Alahady 8 Mey : Sekoly Alahady sy Sampana Tanora Kristiana (S.T.K.)
• Alahady 15 Mey : Ny Sampana rehetra + Fandraisana Katekomena
Ny fotoana dia ny alahady amin’ny 10h30
Ao amin’ny EPUF Luxembourg, 58 Rue Madame – 75006 Paris

