« Ary hoy Jesosy taminy: Avia hianareo hitokana any an-tany foana, ka mialà sasatra kelikely » Marka 6:31
Ny 14-15-16 jolay 2023 izao no hanatanterahantsika ny lasim-piangonana. Any amin’ny Ethic Etapes – Domaine des Roches (73 avenue Gambetta, 76200 Dieppe) no hanaovantsika izany.
76€ ny sarandasy isan’olona, azo aloha tsikelikely. Ny fisoratana anarana dia raisin’ny mpitantsoratry ny tafo. Aza misalasala manatona azy ireo.

