« Ary aza mba ketraka amin’ny fanaovan-tsoa isika : fa amin’ny fotoan’andro no hijinjantsika raha tsy reraka isika » (Gal 6:9) Ho an’ny vahoakan’Andriamanitra
Tag: agape
Alahadin’ny Sampan-drofia / Herinandro Masina
Ry Havana malala, Hampitomboina eo aminao mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompo. « Aza mahafoy ny fiarahantsika
